Teny iditra mampisosa (sosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampisosa, mampisosan', mampisosan-, mampisosam-
Ny lasa : nampisosa, nampisosan', nampisosan-, nampisosam-
Ny hoavy : hampisosa, hampisosan', hampisosan-, hampisosam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20