Teny iditra mampisotro (sotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampisotro
mampisotron'
mampisotron-
mampisotrom-
nampisotro
nampisotron'
nampisotron-
nampisotrom-
hampisotro
hampisotron'
hampisotron-
hampisotrom-
Ohatra « Hampinona (hampisotro tangena) aho, ka miera aminareo ambaniandro. [Rahajarizafy: Kabary, takila 39]

2015/09/30