Teny iditra mampitabataba (tabataba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampikorontana: Tokony hosazina mafy izay mampitabataba ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampitabataba
nampitabataba
hampitabataba

2010/05/05