Teny iditra mampitady (tady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Ary ny asombola no mampitady ny vola: [2.48]
2I Vola moa dia efa fantatro fa mitady ahy, fa ny tsy fantatro dia ny mampitady ahy olona koa izy sa tsia. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampitady, mampitadin', mampitadin-, mampitadim-
Ny lasa : nampitady, nampitadin', nampitadin-, nampitadim-
Ny hoavy : hampitady, hampitadin', hampitadin-, hampitadim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20