Teny iditra |
mampitaha
(taha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To compare one thing with another [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comparer, faire confronter [1.8]
|
Ohatra | Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany.
[1.379]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampitaha |
Ny lasa : |
nampitaha |
Ny hoavy : |
hampitaha |
|
Ohabolana |
|