Teny iditra mampitamby (tamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
¶ Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampitamby
nampitamby
hampitamby
Teny nalaina 

2010/05/14