Teny iditra mampiteny (teny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay faire parler [Abinal 1888]
Endriteny 
mampiteny
mampitenin'
mampitenin-
mampitenim-
nampiteny
nampitenin'
nampitenin-
nampitenim-
hampiteny
hampitenin'
hampitenin-
hampitenim-
Ohatra Io isa mampiteny ny moana io dia manaporofo fa tena mbola tsy matotra mihitsy mpanao politika [SeFaFi ]

2014/09/06