Teny iditra mampitolagaga (tolagaga (gaga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mahagaga
Ohatra 
1Mpikaotany sy mpitatitra avokoa ireo fiasana ngezabe mandeha motera mampitolagaga ny tambanivohitra ka mahavaky volana azy rehetra amin' ny fahaizan' ny vazaha. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 125]
2Tsy fantany fa vidin' io mampitolagaga azy io, misy faty maro milevina any anaty fotaka any, manaraka ny sisin' iny saha iny, na miparitaka tsy misy mpahalala any ampovoan' ny alan-jozoro any. [Andraina: Mitaraina, takila 184]

2013/11/06