Teny iditra mampitombo (tombo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   ny mampitòmbo : multiplication [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ny mampitombo: la multiplication [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy   manitatra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   multiplier, augmenter
¶ mampitombo ampaha: multiplication des fractions. [Voambolana: Matematika: rafitrisa]
¶ mampitombo ny taova: développer les organes. [Voambolana: Haiaina] [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mampitombo
nampitombo
hampitombo
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/24