Teny iditra mampitondraka (tondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihinam-bilona, mampiraoka ahitra ny biby any amin' ny volin' olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mampitondraka
nampitondraka
hampitondraka

2010/05/14