Teny iditra mampitony
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   manalefaka [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   amortir [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mampitony
nampitony
hampitony

Teny iditra mampitony
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mampihena ny vaikan'ny hery iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   calmer, apaiser [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Ny bikany  
mampitony
nampitony
hampitony

Teny iditra mampitony (tony)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to calm, to quiet, to pacify [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   calmer, apaiser [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mampitony
nampitony
hampitony

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14