Teny iditra mampitsahatra (tsahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampitsahatra
nampitsahatra
hampitsahatra
Ohatra 
1Ranonoram-baratra tsy ahitana ny asa atao mihitsy angaha no mba nampitsahatra. [Andraina: Mitaraina, takila 172]
2saika hovalahy nana-menakely ka Andrianampoinimerina vao nampitsahatra azy. [Callet: Tantara, takila 898]

2013/12/18