Teny iditra mampitsetra (tsetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mahonena [1.1]
Ohatra niisy mpivenly manaraka amy ny hira fangalahana, ka hira mampitsetra sy mampahory no ataony [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31