Teny iditra mampivalana (valana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampivalana
mampivalan-
mampivalam-
mampivala-
nampivalana
nampivalan-
nampivalam-
nampivala-
hampivalana
hampivalan-
hampivalam-
hampivala-
Ohatra 
1Mampivalana azy ny ody, sady mivalana no miorika; [Callet: Tantara, takila 118]
2Ravin' amberivatry, totoina, sotroina amy ny izao, dia mampivalana, mahery izany. [Callet: Tantara, takila 126]

2014/08/13