Teny iditra mampivarahentaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mampivarahontsana, mampitalaketraka: Dia nampivarahentaña koja rô ñ'nahita ny ôlane misetre lalahy iñy ka! (dia tena nampivarahontsana satria ny nahita ny hadalany nihetsika halina iny) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31