Teny iditra mampivarahontsana (varahontsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampivarahontsana
nampivarahontsana
hampivarahontsana
Ohatra 
1nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana! [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 28]
2Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa [Randzavola: Baiboly, takila 376]

2013/12/18