Teny iditra mampivay
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taimoro] mikapa hazo, mitevy ala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mampivay
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] manafoana, tsy mampisy [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06