Teny iditra mampivelatra (velatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay épanouir, élargir; développer [SLP 1986]
Famaritana frantsay faire développer [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mampivelatra
nampivelatra
hampivelatra
Ohatra Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [Rajohanesa: Kintana]

2015/02/20