Teny iditra mampivonto (vonto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Vezo] Gonfler [Poirot & Santio: Vezo (takila V)]
Ohatra Toy ny saonjom-bazimba ny tsinhy : hadina manapaka angady, tataovina mahasola loha, andrahoaina mamaky takoboka, hanina mampivonto tenda, koa ialako tsinhy, ary avelako ho an' izay manetra azy, manhota sy manao ny tsa rariny. [Rabemolaly: Fary, takila 289]

2017/03/30