Teny iditra mampoelana (elana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mielanelana [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   [pour mampielana] pondre à certains jours d’intervalle, se dit surtout de la poule qui pond un jour entre autre ou tous les trois jours [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   alterner [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mampoelana
nampoelana
hampoelana

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/07