Teny iditra mamporafy (rafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  mampirafy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  mampirafy [1.3]
Ohatra Raha misy lehilahy mamporafy, ka ny anankiray tiany, fa ny anankiray kosa tsy tiany, ary samy miteraka zaza aminy izy roa vavy, na ny tiany na ny tsy tiany, ary zanak' ilay tsy tiany no lahimatoa [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamporafy
Ny lasa : namporafy
Ny hoavy : hamporafy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15