Teny iditra mamy (hamy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely
¶ Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka
¶ Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sweet [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 well-liked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay doux, suave, excellent, agréable, délicieux, chéri; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [Abinal 1888]
 doux, sucré; chéri [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Mamy ny zanaka nateraka [Callet: Tantara, takila 1042]
2Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [Andraina: Mitaraina, takila 22]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny fy ~ mafilotra ~ matsiro
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny mamy ity (2): Andranomamy, Sahamamy

Teny iditra mamy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] manafina [Rakotosaona 1972]

2017/07/27