Teny iditra manabango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabango
Ny lasa : nanabango
Ny hoavy : hanabango
Filaza mandidy : mambangoa
Tovy hevitra mambango

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20