Teny iditra manabarera (barera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitambotsotra, mampikororosy: Manabarera ny elany ny vorona marary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manabarera
nanabarera
hanabarera
manabarerà

Teny iditra manabarerà (barera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabarera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18