Teny iditra manabe (be)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to augment, to increase, to make large, to make many, to make great [Richardson 1885]
Endriteny 
manabe
nanabe
hanabe
manabiaza
Teny nalaina 

2013/03/18