Teny iditra manabeda (beda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay saisir à bras le corps [Abinal 1888]
Endriteny 
manabeda
nanabeda
hanabeda
manabedà
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra mibeda

Teny iditra manabedà (beda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabeda [fitanisana]

2013/12/06