Teny iditra manabetsaka (betsaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mampitombo isa zavatra mba hahatonga azy ho be dia be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to make to increase, to cause to become many [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   augmenter le nombre, rendre nombreux [Abinal 1888]
Endriteny  
manabetsaka
nanabetsaka
hanabetsaka
manabetsaha

2013/10/22