Teny iditra manaboboka (boboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamonto rano, mampisotro tafahoatra, manao izay hankaleo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaboboka
nanaboboka
hanaboboka
manaboboha

2010/05/14