Teny iditra manaboda (boda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahalemy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make soft. [Richardson 1885]
Endriteny 
manaboda
nanaboda
hanaboda
manabodà

Teny iditra mañaboda
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mandefa, mamela [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manabodà (boda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboda [fitanisana]

2013/03/18