Teny iditra | manabonoka (bonoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | manabonoka, manakobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |