Teny iditra manabontana (bontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamona ny volo ho bontana, manao ny volon' ny hafaho bontana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manabontana
nanabontana
hanabontana
manabontàna

Teny iditra manabontàna (bontana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabontana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18