Teny iditra manabontsina (bontsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabontsina
Ny lasa : nanabontsina
Ny hoavy : hanabontsina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05