Teny iditra manaborera (borera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Managorera, mampivaroraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Affaiblir, relâcher, laisser trainer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaborera
Ny lasa : nanaborera
Ny hoavy : hanaborera
Filaza mandidy : manaborerà

Teny iditra manaborerà (borera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaborera [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20