Teny iditra manaboribory (boribory)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy sy eroa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   arrondir [SLP: Voambolana]
Endriteny  
manaboribory
nanaboribory
hanaboribory
manaboriboria

2011/11/06