Teny iditra | manaboroaka (boroaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To pierce [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Percer de part en part [1.8] | ||||||
Ohatra | Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy;
[2.996] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |