Teny iditra manabosy (abosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mitaona olona amin' ny fandokadokafana azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manabosy
manabosin'
manabosin-
manabosim-
nanabosy
nanabosin'
nanabosin-
nanabosim-
hanabosy
hanabosin'
hanabosin-
hanabosim-
manabosia
Mpanahaka  manabony ~ mambosy

2015/10/27