Teny iditra manabotry (botry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to stunt the growth of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay empêcher la croissance de, ruiner [Hallanger 1974]
Endriteny 
manabotry
nanabotry
hanabotry
manabotria
Tsipelina hafa 

2013/03/18