Teny iditra manadaboboka (daboboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera, mamarina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Jeter en bas, faire tomber en bas, précipiter [Abinal 1888]
Endriteny 
manadaboboka
nanadaboboka
hanadaboboka
manadaboboha
Tsipelina hafa 

2013/09/05