Teny iditra manadala (adala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony
¶ manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny
¶ mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany
¶ manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [Richardson 1885]
   to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Séduire, duper, tromper, faire perdre la tête, se jouer, importuner, embarrasser: Nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) ~ Manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [Abinal 1888]
   faire perdre la tête ; tromper [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manadala
nanadala
hanadala
manadalà
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manadalà (adala)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadala [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/04