Teny iditra manadanga (danga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manondrotra ambony, manao amin' ny toerana ambony ho hita tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadanga
nanadanga
hanadanga
manadangà

Teny iditra manadangà (danga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadanga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18