Teny iditra manadangana (dangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manondrotra avo: Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana ny vidim-piainana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadangana
nanadangana
hanadangana
manadangàna

Teny iditra manadangàna (dangana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadangana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18