Teny iditra manadary (adary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mañadary ] [Tanala] mitezitra, mihetsika, misafoaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy To be in an uproar, to be turbulent, to be restless. [Richardson 1885]
Endriteny 
manadary
nanadary
hanadary

2010/05/14