Teny iditra manaderadera (deradera (dera))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mampisehoseho zavatra ho hita tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay montrer quelque chose pour en tirer vanité [Abinal 1888]
Endriteny 
manaderadera
nanaderadera
hanaderadera
manaderaderà
Teny mitovy hevitra manadera
Ohatra Kevoka erỳ izy manaderadera ny satrony vao novidina [Rajemisa 1985]

Teny iditra manaderaderà (deradera (dera))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaderadera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2015/10/21