Teny iditra manadidy (adidy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [Rajemisa 1985]
   [ mañadidy ] manome tsiny [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [Abinal 1888]
Ny bikany  
manadidy
nanadidy
hanadidy
manadidia

Teny iditra mañadidy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   misakana, mandrara [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
manadidy
nanadidy
hanadidy
manadidia

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08