Teny iditra manadihady (hadihady (hady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To investigate [1.2]
 To examine in detail, to look into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S’informer en détail [1.3, 1.8]
 Examiner, approfondir, scruter [1.3]
 Examiner en détail [1.8]
Ohatra 
1Manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo. [2.445]
2Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadihady
Ny lasa : nanadihady
Ny hoavy : hanadihady
Filaza mandidy : manadihadia
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18