Teny iditra manadino (hadino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to forget [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to neglect [Richardson 1885]
Famaritana frantsay oublier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ne pas se souvenir, pardonner [Abinal 1888]
Endriteny 
manadino
nanadino
hanadino
manadinoa, manadinova
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2019/08/17