Teny iditra manadio (dio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala loto: Manadio tanàna
Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mandio and more frequently used [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nettoyer; purifier [1.13]
Ohatra 
1aoly ny manadio ny lobolobo. [2.442]
2Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356]
3ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadio
Ny lasa : nanadio
Ny hoavy : hanadio
Filaza mandidy : manadiova
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08