Teny iditra manadiva (diva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao (zavatra) mba ho kely sisa; miomanomana mba ho vonona ara-potoana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadiva
nanadiva
hanadiva
manadivà

Teny iditra manadivà (diva)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadiva [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18