Teny iditra manadodadoda (dodadoda (doda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandanindany foana, mirobaroba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadodadoda
nanadodadoda
hanadodadoda

Teny iditra manadodadoda (dodadoda (doda))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirehitra misy lelafo be, mampidedadeda [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manadodadoda
nanadodadoda
hanadodadoda
manadodadodà

Teny iditra manadodadodà (dodadoda (doda))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadodadoda [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18