Teny iditra manadoladola (doladola (dola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiraika, mampirona miankavia miankavanana: Manadoladola loha mandrakariva io zaza io rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wag the head as in dancing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay balancer la tête comme en dansant [Hallanger 1974]
Endriteny 
manadoladola
nanadoladola
hanadoladola
manadoladolà

Teny iditra manadoladolà (doladola (dola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadoladola [fitanisana]

2012/06/20